
Loharanonkarena
Santionany amin'ny tahirin-kevitra ananan'ny teny malagasy
Fandre matetika ny hoe: "mahantra voambolana ny teny malagasy". Hatraiza moa ny mahamarina izany ? Miara-manaiky isika fa mbola tsy ampy ny voambolana ananan'ny teny malagasy raha tarafina amin'ny filan'ny mpampiasa azy ankehitriny, saingy maro koa anefa ny olona tsy mahafantatra fa efa nisy asa fanangonana, famoronana sy fandikana maro efa natao ka nahazoana vokatra mivaingana, izay nampanan-karena hatrany ny teny malagasy. Koa indreto misy santionany amin'izany "loharanonkarena" izany, navondronay Teny Gasy 2.0 ho an'izay rehetra mila azy.
Rakibolan-teny sy rakipahalalana
-
Rakibolana Malagasy
Régis Rajemisa-Raolison · Ambozontany · 1985
-
Vitasoa — Français-Malgache
Roger-Bruno Rabenilaina & Jean-Yves Morin · Éditions Ambozontany · 2015
-
Rakibolana Rakipahalalana
Akademia Malagasy · 2005
-
Dictionnaire malgache-français
Abinal & Malzac · Impr. de la Mission catholique · 1888
-
Dictionnaire français-malgache
V. Malzac · Impr. de la Mission catholique · 1893
Voambolana sy vaofiteny an-taratasy
-
Traduction en langue malgache des termes techniques
H. Rakoto & Zeller Rakotomanga · Direction générale du Plan · 1965
-
Vocabulaire technique agricole français-malgache
MAERR · 1967
-
Vocabulaire français-malgache — mots juridiques et techniques
Armand Rakotovao · Université de Madagascar · 1976
-
Voambolana fampiasa amin'ny sarintany sy jeografia
FTM — Foibe-Taosarintanin'i Madagasikara · 1988
-
Dictionnaire des noms malgaches de végétaux
Pierre & Marthe Boiteau, Lucile Allorge-Boiteau · Éditions Alzieu · 1999
-
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Akademiam-pirenena Malagasy · TSIPIKA · 2000
-
Voambolana momba ny zahatany
Akademiam-pirenena Malagasy · TSIPIKA · 2000
-
Voambolana ny riaka sy ny morony / Vocabulaire mer et littoral
CLANM · TSIPIKA · 2001
-
Voambolana ho an'ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena
Akademiam-pirenena Malagasy · 2005
-
Voambolana momba ny fitondran-draharaham-panjakana
Akademiam-pirenena Malagasy / Foibe momba ny Teny · 2007
-
Rantimbolana Haifikajiana
Georges Martial Indrianjafy · Éditions Mpariaka Boky · 2026 (2e édition)
Rakibolana, voambolana, vaofiteny an-jotra